Ny VPDAT tany Maroantsetra
Tsy mitoka-monina intsony ny Distrikan’i Maroantsetra satria dia tonga any an-toerana ny tambajotram-pifandraisana ADSL, ny alakamisy 17 mey lasa teo.
Fitokanana ny birao iombonan’ny fandrefesan-tany sy ny fananan-tany, Antananarivo renivohitra
Notokanana tamin’ny 16 mey 2012 ny birao iombonan’ny fandrefesan-tany sy ny fananan-tany ho an’ny faripiadidiana an’Antananarivo renivohitra etsy Anosy. Ho fampiarana ny fanavaozana teo anivon’ny fiadidiana ny Praiminisitra Lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany,
Ny VPDAT nanoloana ireo mpikambana @ CT
Nanao tatitry ny fe-potoana voalohany naha primatiora lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany azy sy nandray ary namaly ny fanontan’ian ‘ireo mpikambana ao @ congrès n’ny tetezamita androany ny praiminisitra lefitra Hajo Andrianainarivelo sy ireo mpiara-miasa aminy.
Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra
Ny alakamisy faha-10 volana Mey 2012 dia nihaona tamin’ ireo tompon’andraikitra ao amin’ny kaomina andrenivohitr’I Mahajanga notarihin’ny ben’ny tanàna ny Praiminisitra lefitra sy ireo mpiara-dia taminy. Nohararaotin’ireo mpiasan’ny kaominina nisaorana azy noho ny fanampiana nentiny tamin’ny fandoavana ny karama 04 volana ity fotoana ity.












