Get Adobe Flash player

Le changement par le travail

Vinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo Slider
Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra
Ho hamboarina ny lalana eo an-tampon-tanànan’i Marovoay
Inauguration dans la CR BONGATSARA
Politique Nationale de Développement
Partenaire de la FMBB
Affaire ANALOGH/BURMAS
Présentation FTM

Ny VPDAT tany Maroantsetra

vpm sy olobeTsy mitoka-monina intsony ny Distrikan’i Maroantsetra satria dia tonga any an-toerana ny tambajotram-pifandraisana ADSL, ny alakamisy 17 mey lasa teo.

Lire la suite...

Fitokanana ny birao iombonan’ny fandrefesan-tany sy ny fananan-tany, Antananarivo renivohitra

dsc09465Notokanana tamin’ny 16 mey 2012 ny birao iombonan’ny fandrefesan-tany sy ny fananan-tany ho an’ny faripiadidiana an’Antananarivo renivohitra etsy Anosy. Ho fampiarana ny fanavaozana teo anivon’ny fiadidiana ny Praiminisitra Lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany,

Lire la suite...

Ny VPDAT nanoloana ireo mpikambana @ CT

hajo andrianainarivelo nanoloana ireo mpikamnbana  ctNanao tatitry ny fe-potoana voalohany naha primatiora lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany azy sy nandray ary namaly ny fanontan’ian ‘ireo mpikambana ao @ congrès n’ny tetezamita androany ny praiminisitra lefitra Hajo Andrianainarivelo sy ireo mpiara-miasa aminy.

Lire la suite...

Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra

 

imag1034Ny alakamisy faha-10 volana Mey 2012 dia nihaona tamin’ ireo tompon’andraikitra ao amin’ny kaomina andrenivohitr’I Mahajanga notarihin’ny ben’ny tanàna ny Praiminisitra lefitra sy ireo mpiara-dia taminy. Nohararaotin’ireo mpiasan’ny kaominina nisaorana azy noho ny fanampiana nentiny tamin’ny fandoavana ny karama 04 volana ity fotoana ity.

lirelasuite2


Ho hamboarina ny lalana eo an-tampon-tanànan’I Marovoay

imag1139Sompitra faharoa eto Madagasikara I Marovoay satria mamokatra vary hatramin’ny 500.000t ka amin’izao fitondrana tetezamita izao, dia fotodrafitr’asa vitsivitsy toa ny biraon ‘ny CNAPS, Minisiteran’ny jono no eo am-panamboarana, ankoatra ny tranon’ny federasion’ny tantsaha, Boina miray.lirelasuite2

Identification

Flux Rss

rss logo zimbra logo

Nos visiteurs

67989
Aujourd'huiAujourd'hui170
HierHier387
Cette semaineCette semaine2553
Ce mois ciCe mois ci7704