Get Adobe Flash player

Le changement par le travail

Vinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo Slider
Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra
Ho hamboarina ny lalana eo an-tampon-tanànan’i Marovoay
Inauguration dans la CR BONGATSARA
Politique Nationale de Développement
Partenaire de la FMBB
Affaire ANALOGH/BURMAS
Présentation FTM

Fanadiovana lakan-drano eny amin'ny faritra iva

Asa maharitra sy mateza no hatao manomboka izao amin’ny fanamboarana ireo lakan-drano na tatatra mitondra ireo rano maloto any anatin’ny faritra iva mba tsy hisian’ny tondran-drano miverim-berina saika isan-taona. Anisany fanentanana nataon’ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana Hajo Andrianainarivelo tamin’ireo mpiara-miombon’antoka mpamatsy vola sy ireo teknisianina miandraikitra ny fanamboarana, izany androany nandritra ny fidinanana ifotony nijery ireo asa fanamboarana ny lakan-drano teny Andranomanalina, nijereny ifotony ihany koa ny fasahiaranana manjo ireo mponina vokatry ny loto sy ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa fanaovana sy fanariana maloto, ireo mponina izay miaina tanteraka ao anatin’ny fasahiranana sy ny rano maloto eny anelakela-trano ny ankamaroany.

 

Vahaolana avy hatrany no nentin’ny minisitra sy ireo teknisianina ary ireo lehiben’ny fokontany, nahita maso ny fasahiranana sy ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa mahakasika ny fahadiovana eny amin’ny faritra Andranomanalina iny. Tsy maintsy harindra manomboka izao ny asa rehetra hatao amin’ny faritra iva, hisy avy hatrany ny fihaonan’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra ny Alakamisy 11/08/11 handaminana izany, ampiana ireo fotodrafitr’asa iombonana fanariana sy fanaovana maloto, hanome tanana amin’izany ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana saingy miankina amin’ny fisian’ny tany malalaka hanorenana izany, asa mafy sy maharitra no hanamboarana ireo lakan-drano, mbola hanome tanana ihany koa ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana, efa manomboka ihany koa ny asa. Mpiaramiombon’antoka maro no indray mifarimbona amin’ny fanatsarana ny faritra iva, eo ny FID miandraikitra ny fanadiovana fanalana ireo fotaka amin’ny lakandrano sy fanomezana asa ny mponina miisa 450 amin’ny alalan’ny asa tanamaro na HIMO efa manomboka ny asa, ny UNICEF amin’ny fanorenana ireo toeram-pivoahana sy ny fanentanana, ny ANDAOI amin’ny fametrahana ireo dabam-pako, ny AGETIPA manao ny rary vato amin’ireo lalan-kely, efa mitsangana ihany koa ny rafitra iray eo ambany fiahian’ny commune Antananarivo renivohitra ny amin’ny fikojana ny rano, fahadiovana sy fidiovana, hananganana io rafitra io avokoa ny fokontany 192. Araka ny voafaritra eo anivon’ny commune Antananarivo renivohitra dia fokontany amin’ny faritra iva miisa 44 no hanaovana tetikasa fanatsarana sy fanadiovana, tahaka ny ao Andranomanalina. Raha ireo mpiara-miombonantoka rehetra ireo no manao ny andraikiny tsara dia ho afaka amin’ny loto sy ny tondra-drano ny faritra iva, saingy misy amin’ireo mpiara-miombon’antoka no zavatra kely sy zara fa vita no nataony dia dradradraina amin’ny gazety sy aino aman-jery dia ohatra ny nahavita zavatra betsaka nefa rehefa jerena ifotony dia omaly tsy miova ihany ny faritra iva, ka mahatonga ny vahoaka malahelo sy tezitra indraindray. Anisany nankasitrahan’ny vahoaka tokoa ny fidinan’ny minisitra mitety ireo elakelan-trano teny Andranomanalina, ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana izay matetika midina eny amin’iny faritra iva iny manara-maso ireo asa atao.

Recherche

Infos

Affaire Daewoo et Varun

Suite aux courriels reçus du Collectif pour la défense des terres malgaches TANY, relatifs aux affaires Daewoo logistics corp. et Varun, la Vice-Primature en charge du Développement et de l’Aménagement du Territoire tient à donner, une bonne fois pour toute,  les  précisions suivantes afin d’éclairer la religion des décisions prises par l’Etat à l’endroit de ces affaires :

-         Des demandes ont été effectivement déposées par les sociétés susmentionnées, pour des terrains dans les régions de : Menabe, Sava, Melaky, Antsinana  et Sofia.

-         Des négociations, entachées de vice de procédure et de forme,  sanctionnées par des contrats ont été conclues entre ces sociétés et le pouvoir d’alors.

-         Des doléances émanant des populations et autres entités publiques se sont fait entendre signifiant leur non consentement à l’endroit de ces projets.

-         La Transition, une fois saisie de l’affaire, a pris la décision de rejet de ces demandes et par la même occasion, a porté plainte contre les anciens dirigeants pour cause d’infraction à la loi en vigueur et le non respect de l’ingénierie sociale entrainant la condamnation de l’ancien Président Marc Ravalomanana.

-         Vue l’infraction commise par ces anciens dirigeants, la Transition n’a jamais repris aucune négociations ni aucun arrangement avec ces deux sociétés, et cela n’aura jamais lieu.

-         La Transition ne s’est pas contentée de ces dispositions, d’autres décisions de rejet et d’annulation ont été pris à l’endroit d’autres terrains pour ne citer que le cas d’Andohatapenaka.

L’Administration Foncière malagasy, partant du principe de la transparence, met à la disposition de toute personne intéressée les informations détaillées concernant ces affaires.  

Depuis la Transition, aucune attribution du terrain de grande superficie n’a jamais été accordée. Toutefois, des demandes formulées par :

-         Rainbow Oil

-         TOZZI GREEN

-         Tree for lite

ont été reçues, et après la réunion de comité interministériel prévue par la circulaire N°  621, relative aux procédures de demande  d’acquisition de terrain à grande superficie, seule l’autorisation de prospection leur est accordée, la suite de ces demandes en dépendrait.

L’Etat malagasy est sensible à toutes initiatives d’investissements et de développement.  Et ce, dans le cadre du respect des textes en vigueur.

Identification

Flux Rss

rss logo zimbra logo

Nos visiteurs

67990
Aujourd'huiAujourd'hui171
HierHier387
Cette semaineCette semaine2554
Ce mois ciCe mois ci7705