Get Adobe Flash player

Le changement par le travail

Vinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo SliderVinaora Nivo Slider
Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra
Ho hamboarina ny lalana eo an-tampon-tanànan’i Marovoay
Inauguration dans la CR BONGATSARA
Politique Nationale de Développement
Partenaire de la FMBB
Affaire ANALOGH/BURMAS
Présentation FTM

Fitsidihan'ny minisitra tany SOFIA

Foto-drafitr’asa maro no vita ao amin’ny faritry SOFIA, maro ihany koa ireo vao hatomboka. Tamin’ity herinandro ity nandritra ny fitsidihana ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana Hajo Andrianainarivelo tany amin’ny faritry SOFIA ity no nitokanana ireo zava-bita, ary natomboka tamin’ny fomba ofisialy ireo vao haorina.

 

Anisan’ireo asa vita ny tsenan’omby ao amin’ny commune Port Bergé II, namatsy ara-bola ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjara-pahefana.

Hanampy amin’ny fametrahana ny baka ao amin’ny reniranon’I Bemarivo any Port Bergé ihany koa ny ministera, araka ny fangatahan’ny mponina.

Tao Antsohihy indray dia Vita ihany koa ny fanafoana ny tafon’ny EPP Phylibert Tsiranana ao Anjiamangirana, izay nangatahan’ity sekoly ity tamin’ny minisitra tamin’ny heritaona nandritra ny fandalovan’ny minisitra Hajo Andrianainarivelo tany antoerana.

Vita tahaka izany ihany koa ny fanavaozana ny biraon’ny commune ao Anjiamangirana SOFIA famatsiam-bola avy amin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana.

Vita ny fanavaozana ny ny biraon’ny faritra Sofia, famatsiam-bola avy amin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana .

Hanomboka ny fananganana ny tsena vaovao manara-penitra ao Antsohihy, napetraka ny vato fehizoro.

Manomboka ihany koa ny fanavaozana ny birao iombonan’ny fananan-tany ao Antsohihy haharitra telo volana ny asa izay efa nanomboka ny 16 Aogositra teo.

Nozaraina nandritra ny dian’ny minisitra tany amin’ny faritry SOFIA ihany koa ireo valeur fudiciaire na fitaovana fampiasan’ny commune amin’ny fampandehanana andavanandro ny asany. Ankoatr’izany ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny festival VORIA izay nizarana ihany koa mariboninahitra, anisany nahazo izany ny lehiben’ny faritry SOFIA Atoa Manambina.

Ho an’I Mandritsara indray dia nahazo birao iombonan’ny fananan-tany ity distrika ity. Namatsy ara-bola ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana. Nandritra ny fotoana fitokanana ity biraon’ny topo sy domaine ity no nizarana ireo titres na bokin-tany vita tamin’ny hetsika fizarana titres faobe.

Ankoatr’ireo rehetra ireo dia commune 51 hatramin’izao no efa nahazo famatsiam-bola tamin’ny FDL ao anatin’ny faritry SOFIA, efa andalana indray izao ny fanomezana ity famatsiam-bola ity ho an’ireo commune mbola tsy nahazo.

Niara-dia tamin’ny ministra Hajo Andrianainarivelo nandritra ny telo andro ny CST Jao Jean, ny lehiben’ny faritry SOFIA Manambina.

Recherche

Infos

Fanomezana ho an’ny federasion’ny taranja tsipy kanetibe.

dst1Mitohy hatrany ny fanohanan’ny Vice-Primature misahana ny fampandrosoana sy ny fanjariana ny tany, ny fanatanjahan-tena Malagasy. Raha nanao ho vaindohan-draharaha ny fanohanana ny lalao iraisam-pirenena afrobasket men ity departemanta ity ny taona 2011, dia manohana ny taranja tsipy kanetibe indray ankehitriny, ho fiatrehana ny “première coupe des confederations”, hatao eto Madagasikara ny faha-13, 14 ary 15 volana avrily izao.

Lire la suite...

Identification

Flux Rss

rss logo zimbra logo

Nos visiteurs

67994
Aujourd'huiAujourd'hui175
HierHier387
Cette semaineCette semaine2558
Ce mois ciCe mois ci7709