Le Vice Premier Ministre
Téléchargement
Qui est en ligne
Nous avons 9 invités et aucun membre en ligne
Recherche
Dernières actualités
-
Ny VPDAT tany Maroantsetra
-
Fitokanana ny birao iombonan’ny fandrefesan-tany sy ny fananan-tany, Antananarivo renivohitra
-
Ny VPDAT nanoloana ireo mpikambana @ CT
-
Karama 05 volana no nomen’ny Primatiora lefitra
-
Ho hamboarina ny lalana eo an-tampon-tanànan’I Marovoay
-
Karatany 349 no nozaraina tany Marovoay
-
Fitsidihan ny Praiministra Lefitra tany @ faritra Boeny
-
La lutte contre la corruption dans le secteur foncier poursuit sa route
-
Fitokanana zava-bita tao amin’ny Kaomina Ambovombe Androy
-
Inauguration dans la CR BONGATSARA
Infos
Fizarana titre Ambohitrony
Titres na bokin-tany miisa 3041 no nozaraina tao amin’ny commune Ambohitrony distrikan’I Manjakandriana faritra Analamanaga androany (22/09/11). Fizarana titres izay tafiditra amin’ilay hetsika fizarana titres faobe miisa 75 000 manerana an’i Madagasikara. Commune dimy no indray mahazo tombony amin’izao fizarana titres izao dia i Andriampamaky, Sadabe, Ambatomena, Ambohitrolomahitsy, Ambatomanga. Ireo titres ireo izay efa vita kadasitra nanomboka ny taona 1970 hatramin’ny 2009, saingy izao vao vita titre.
Lire la suite...










